|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 saha |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3tany lemaka.
[Bara]
[1.78] 4lohasaha, tany lemaka. [Sihanaka] [1.78] 5lohasaha. [Tanala] 6tanimboly. [1.78] 7Tany malalaka tsy misy ala na tanàna fa saika fambolena fotsiny (mitovy amin' ny "ambanivohitra" izy amin' ity hevitra ity). 8Mahafinaritra fa tsara rivotra ny mipetraka any an-tsaha. 9Tany voavoly somary lehibebe izay saika matetika voafaritra; tanimboly:. 10Kisolosolo tsara ny saham-boalobokay. 11Hatreto no ho miantsinanana no misy ny sahanay. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
12the country, out of town; an orchard.
[1.2#536] 13valley; a field, a garden; the country. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14vallée; champ; jardin; la campagne.
[1.8] |
| Ohatra |
15 Ny fandriana amin' ny alina dia lapa be eo an-tsisin' ny saha.
[2.472#172]
|
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 20 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
| Mpanahaka | 21 tantsaha |
| Kamban-teny rehetra | 22Fikambanana 41 amin' io teny io |
| Ohabolana | 23 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/3) | 24 saha |
| Sokajin-teny | 25 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
26renirano.
[Taisaka]
[1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
27used for renirano.
[Provincial]
[1.2#536] |
| Voambolana | 28 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
| Teny iditra (3/3) | 29 saha |
| Sokajin-teny | 30 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
31ozona, ompa.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
32insulte.
[1.3#557] |
| Fivaditsoratra | 33 hasa, 34 saha |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|