|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : mitalapetraka | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Mitsabo mininginingina, ka nony mitomany no mitalapetraka! [2.558 #2489] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 2 | Mitsangana aho, toa meva ; mitalapetraka aho, toa hamabo : izaho miteny ihany no andrian' ny adidy. [2.653]
Mitsangana toa meva, mipetraka toa hamabo, nefa izaho miteny ihany no andrian' ny adidy. [2.558 #2501] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|