|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 an-driana
Singan-teny  2any, 3riana
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohabolana  5 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)6 andriana
Fototeny  7andry
Sokajin-teny  8 matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy  9ilazana ny tany na kidoro itsorana, ivalamparana, na trano andaniana ny alina amin'ny torimaso: Tsy misy trano handriana ve eto?. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  10Tsy azoko andriana ity farafara ity, satria fohy loatra (Je ne puis pas me coucher sur ce lit-ci, parce qu'il est trop court). [1.3#41]
Haiendriteny 
11 Ny ankehitriny :
12 Ny lasa :
13 Ny hoavy :
14 Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  15Fikambanana 4 amin' io teny io
Ohabolana  16 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (3/3)17 andriana
Sokajin-teny  18 anarana
Fanazavàna teny malagasy  19Ny lohany amin' ny foko iray ara-pirazanana, izay nanana tombon-tsoa manokana fahizay, fa indrindra natao halam-patan'ny andriamanjaka, izany hoe nakana izay hompanjaka. [1.1]
20saranga iray teo amin'ny fiaraha-monina faha-mpanjaka izay tompon'ny fahefana teo amin'ny fitondrana sy fihariana. [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  21the Sovereign, the nobles; a title of respect, as raondriana, Sir.
22[Mal.
23satriyan (?); for omission of s compare ampy, ony, ompa, etc.]. [1.2]
24a king, a queen, royalty; a nobleman, nobility. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  25noble. [1.3, 1.8, 1.13]
26seigneur. [1.3, 1.13]
27souverain. [1.3]
28roi, reine, royauté; la noblesse. [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  44 Pôlitika
Kamban-teny rehetra  45Fikambanana 90 amin' io teny io
Ohabolana  46 Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  47Randzavola: andriana ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  48 añandray, 49 andraina, Andraina, 50 andriana, an-driana, 51 iandrana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03