|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : mihañana | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Aza manao tsobo-dranon-dRamiangaly ka raha marivo hirosoana, raha lalina hihemorana. [1.1]
Tsobo-dranon-dRamiangaly : marivo mihanana, lalina miherina. [1.147 #T170] Tsobo-dranon-dRamiangaly : raha marivo irobohana, raha lalina ihemorana. [2.558 #4466] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana malagasy | Ilazana ireo olona tsy mety manao zavatra sarotra fa ny mora ihany no ataony. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|