|
|
|
|

Teny iditra1 marivo
Fototeny  2rivo
Sokajin-teny  3 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4akaiky, tsy lavitra. [Tambahoaka] [1.78]
5akaiky, tsy lalina: Ka atrek'etsy atrek'eroa koa jaja eo fa tsy ba marivol any ijay nombany androany ijay (aza alefa atsy sy aroa intsony io zaza io fa tsy mba akaiky anie izay lalana nalehany izay). [Tanala] [1.78]
6Tsy lalina, tsy lehibe ny elanelan' ny vavany sy ny vodiny; tsy mifanalavitra ny vavany na ny vohony sy ny fanambaniny: Marivo itỳ rano itỳ fa hatreo am-balahana fotsiny.
7Tsy latsaka lalina, manify: Marivo nofo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8shallow. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9peu profond. [1.8]
Tovy hevitra  10marivo salosana
Tohi-kevitra  11lalina
Kamban-teny rehetra  12Fikambanana 5 amin' io teny io
Ohabolana  13 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 marivo, 15 mirova, 16 mivaro

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02