|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : mifandray | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Aza manao volo ngita mifandray tendro. [2.558 #640, 2.165]
Manao volo ngita mifandray tendro. [2.558 #2025, 1.1] Tsy mety raha manao volo ngita mifandray tendro. [2.653 #3446] Tsy mety raha manao volo ngita mifandray tendro, homba ny ratsy. [2.558 #4626] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana malagasy | Entina milaza olona miray tetika hanao ratsy. [1.1] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Ne faites pas comme les cheveux crépus qui s' entrelacent par le haut. S' unir pour le mal. [2.165] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|