|
|
|
|

Teny iditra1 mifandray
Fototeny  2ray
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4mampita, mifampitohy. [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  5communiquer. [1.13]
Ohatra  6 Tsy maintsy mifandray amin' ny efa mponina eo izy. [2.245#]
7 ahoana no hahafahana mifandray marina amin' izany? [1.369#]
8 Tsy sarotra ny mifandray raha mifanatrika ny olona. [2.117#]
Haiendriteny 
9 Ny ankehitriny :
10 Ny lasa :
11 Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra  12Fikambanana 7 amin' io teny io
Ohabolana  13 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 fiamandry, 15 mifandira, 16 mifandray

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02