|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ngita |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Enti-milaza volo miolokolika sy mihoronkorona kely madinika.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4woolly hair; well twisted cord.
5Comp. 6tso-bolo (tsotra).. [1.2] 7kinky (of hair); well-twisted (of rope). [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8crépu (se dit des cheveux); bien tordue (se dit d'une corde).
[1.8] |
| Ohatra |
9 Lahy fotsy ngita volo Rakoto.
[1.437#]
10 Eto no misy volo ngita mifandray tendro sy akondro mifanakon-dravina aminy. [2.588#] 11 Amin' ny ankapobeny dia misy karazany roa ny volon' ny vehivavy: ngita sy malama. [1.519#] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 27Fikambanana 8 amin' io teny io |
| Ohabolana | 28 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 29 ngita, 30 tangy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|