| Fizahan-teny |
|
|
| |
Ohabolana misy ny teny hoe : miampita
|
|
|
| Ohabolana 1 | Folihala mampita hady : ny tsinay no fetra. [2.415 #3675, 2.653 #981]
Folihala miampita hady ka ny tsinay no fetra. [2.558 #1191]
|
| Dikanteny frantsay | Araignée qui veut franchir un fossé : ses intestins sont à la mesure de son élan. [2.415 #3675]
|
| Fanazavana frantsay | Allusion au fil projeté par l' araignée ; cette comparaison se disait du travail et de la force de résistance. [2.415 #3675]
|
|
|
| Ohabolana 2 | Ilay nihaza jorery : tsy araka ny feony niampita lohasaha ny habeny. [2.558 #1415]
Ny feony niampita lohasaha fa ny tenany tsy ampy indraim-bava, hoy ilay nihaza jorery. [2.558]
|
|
|
| Fizahan-teny |
|
|