|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 fetra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Soritra mamaritra, faritra na tsipika natao ho fanavahana: Ny renirano no fetran' ny taninay.
4Famaritana natao hotratrarina: Hatraiza ny fetra amin' itỳ manafohy akanjo sy manalava vola id. 5Faritra tsy azo ihoarana amin' ny zavatra iray, onona: Efa nasian' ny fanjakana fetra ny vidin' ny zava-pihinana / Tsy mahalala fetra amin' ny zavatra rehetra ataony izy. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6an appointed time, a period, a regular period, a fixed boundary, limit, restraint, restriction, law, control..
[1.2] 7a limit. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8limite.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 26Fikambanana 11 amin' io teny io |
| Ohabolana | 27 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 28 fetra |
| Sokajin-teny | 29 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
30zanaka, taranaka.
[Sihanaka]
[1.78] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 33faitra |
| Fivaditsoratra | 34 fatre, 35 fetra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|