|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : mangirana | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Malahelo miantsena: izay mangirana rehetra atao ho vola avokoa. [2.415 #2515, 2.653 #1448]
Malahelo miantsena : izay rehetra mangirana toa vola daholo. [2.558 #1916] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Pauvre qui va au marché : tout ce qui brille dans la poussière, il croit que c' est de l' argent. [2.415 #2515] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | Il est ébloui de tout. [2.415 #2515] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|