|
|
|
|

Teny iditra1 mangirana
Fototeny  2hirana
Sokajin-teny  3 matoanteny na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4Loaka voahirika, mamela hazavana haninteraka.
5Mamiratra, mangilohilo: Mangirana ery izany.
6raronao izany.
7Mora kokoa, misy hihoriranana.
8Tsisy hevitra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9to have chinks through which the light shines. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10brillant.
11laisser appaître la lumière par des fentes. [1.8]
Ohatra  12 hoy Rivo nanomboka hahita mangirana. [2.529]
13 Manao ahoana, madio sy mangirana tsara! [2.472]
Haiendriteny 
14 Ny ankehitriny :
15 Ny lasa :
16 Ny hoavy :
Tovy hevitra  17mangirangirana
Kamban-teny rehetra  18Fikambanana 8 amin' io teny io
Ohabolana  19 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  20 mangarina, mangarìna, 21 mangirana, 22 ramangina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02