|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : manavazina | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Tsy ny rambo izay mikapoka hanavazina ny tena, fa ny lela izay milelaka hanamandina ny trafo. [2.653 #3568]
Tsy ny rambo mikapoka hanavazina ny tena, fa ny lela izay milelaka ny trafo. [2.558 #308] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|