|
|
|
|

Teny iditra1 trafo
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Ilay mivohitra eo an-doha soroky ny karazambiby sasantsasany, toy ny omby, rameva, sns....
4Fivontosana sampona eo an-damosina ka mahavokoka.
5Zava-tsy misaraka amin' ny tena.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6the hump of cattle. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7la bosse du boeuf. [1.8]
Voambolana  8 Haiaina
Kamban-teny rehetra  9Fikambanana 7 amin' io teny io
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 fatro, 12 fotra, 13 trafo, 14 trofa

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02