|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 milelaka |
| Fototeny | 2lelaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mampandalo ny lela eo ambony zavatra: Aza milela-tanana, ry Ikoto, fa tsy tsara.
5Mandokadoka fatratra sady tsy mendrika mba hahazoan-tsitraka: Loza iny mpiasa iny raha hilelaka lehibe. 6Mirehitra be ary mamoaka lelafo lava be toy ny lela mandrambotra izay azony: Efa niletakany lelafo vao tonga ny mpamonjy hain trano.. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7to lick with the tongue; to lap with the tongue.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8lécher, laper.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 13Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 15 Malkiela, 16 milalake, 17 milelaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|