|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : manangatra | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Akondro mahia latsaka an-doha sola : ny mahia manangatra ny matoy. [1.147 #A32]
Akondro mahia latsaka an-doha sola: ñy tsy matoy mañangatra ñy matoy. [2.165] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana malagasy | Akondro (ny voany) mahia latsaka an-doha sola: ny tanora indray no mamoafady ny antitra. [2.165] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|