|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : mahafatifaty | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Holataboka ambony tain' omby : dongadonga tsy mahafatifaty. [2.415 #4492]
Hola-taboka ambony tain' omby : dongadonga tsy mahafatifaty ary hitako Holataboka ambony tain' omby: dongadonga tsy mahafatifaty ( na: hitako Holataboka ambony tain' omby : hitako | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Champignon rond sur la bouse de vache : il est dodu, sans être ravissant à croquer. [2.415 #4492]
Champignon rond sur la bouse de vache : je l' ai vu hier, mais je n' ai pas été ému. [2.415 #4493] | ||||||||||||||||||||
| Fanazavana frantsay | Le champignon de bouse de vache est mauvais ; ce proverbe se disait des gens de belle apparence, mais qui ne sont bons à rien. [2.415 #4492]
Se disait des personnes. [2.415 #4493] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 2 | Mahafatifaty, toa | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Enfant gentil comme un petit chien chéri. [2.415] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 3 | Ny iray alobotra tsy mahafatifaty, ny iray alofisaka tsy | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|