| Fizahan-teny |
|
|
| |
Ohabolana misy ny teny hoe : kotroka
|
|
|
| Ohabolana 1 | Akaiky mahatahotra, lavitra mahamanina, ohatry ny kotrok' orana. [2.558]
Akaiky mahatahotra, lavitra mahamanina, toy ny orana. [2.165 #905, 2.415 #3092]
|
| Dikanteny frantsay | Faire peur de près et faire soupirer de loin, comme la pluie. [2.415 #3092]
Qui effraye de près et fait soupirer de loin, comme la pluie. [2.165 #905]
|
|
|
| Ohabolana 2 | Kotroka adalo ka any aoriana mandrava farihy. [2.558 #1664]
|
|
|
| Ohabolana 3 | Kotroka tsy mialoha tselatra. [2.558 #1665]
|
|
|
| Fizahan-teny |
|
|