|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 farihy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Tany lemaka lehibe feno rano mihandrona tsy mivoaka: Farihin' Alaotra.
4(Misy karazany telo ny rano mihandrona amin' ny tany lemaka toy izany arakaraka ny halehibeny, ka ny farihy no lehibe indrindra, dia ny kamory, ary ny dobo no kely indrindra, ka itỳ farany mety ho vita-Nanahary na arin-tanan' olombelona). [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5a pool, a pond, a lake.
6Larger than kamory. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7lac.
[1.3, 1.13] 8étang. [1.3] |
| Ohatra |
9 Difotra ny tanimbary rehetra, ny zehitra amoron' Alaotra lasa ohatra ny farihy ranoray daholo.
[2.472]
10 nony nanaovana farihy kely, dia nisy eran-tánan-droa; [2.48] |
| Voambolana | 11 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
| Mpanahaka | 12 dobo, 13 kamory |
| Kamban-teny rehetra | 14Fikambanana 10 amin' io teny io |
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 16 farihy, 17 fihary, 18 fihira |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|