| Fizahan-teny |
|
|
| |
Ohabolana misy ny teny hoe : kinarinarina
|
|
|
| Ohabolana 1 | Tsy mba ny bibilava matahotra ny amalona, fa ny amalona zatra ny rano ; ompy kely ka mahay kinarinarina. [2.415 #595, 2.653]
|
| Dikanteny frantsay | Ce n' est pas un serpent qui a peur de l' anguille, mais une anguille habituée à l' eau ; c' est un esclave élevé au foyer domestique qui sait porter les objets sur la tête sans les tenir avec la main. [2.415 #595]
|
| Fanazavana frantsay | Ce proverbe dit les avantages de l' habitude. [2.415 #595]
|
|
|
| Fizahan-teny |
|
|