|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kinarinarina |
| Fototeny | 2arinarina |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Fomba filolohavan-javatra tsy hazonina, fa ny loha no ahetsiketsika kendrena hanohana azy tsy hianjera.
5Fametrahan-javatra mihilangilana tsy asiana tohany. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6jeu d'équilibre.
[1.13] |
| Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|