|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : Ikotomanana | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Tsy misy na inona na inona ohatra ny totohondrin' Ikotomanana, raha vao mivonkina toa hahafaty omby, fa nony mamely, tsy mahafaty akohokely. [2.558]
Tsy misy na inona na inona, ohatra ny totohondrin' Ikotomanana: raha vao mivonkina, toa hahafaty omby ; nefa nony mamely, tsy mahafaty akohokely akory. [2.653] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|