|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : iandohana | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Boka matin' ny nendra : efa ratsy hatramin' izay niandohany. [2.558 #914]
Boka matin' ny nendra, ka ratsy hatramy ny niandohany. [2.653 #787] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 2 | Toy ny adin' ny mpivady : kely niandohana fa mahavaky vovonana. [2.558 #4245] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|