|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 vovonana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Rafi-kazo mandry eo an-tampon' ny trano, izay ipetrahan' ireo lohatrano amin' ny an-daniny roa..
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4a ridgepole, a ridge covering.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5faîtage, faîtière.
[1.8] |
| Ohatra |
6 Hanarona trano vaky tafo vovonana hianao;
[2.346#18]
|
| Kamban-teny rehetra | 7Fikambanana 7 amin' io teny io |
| Ohabolana | 8 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 9 vovonana |
| Sokajin-teny | 10 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
11(de vovonana : poutre faîtière ; allusion au principal usage du bois).
12Réf. 13Boiteau 2107. 14Euphorbiacée : arbre à petits fruits rouges à maturité, très appréciés des Lémuriens et des enfants.. [Bara] [1.196] |
| Voambolana | 15 Haizavamaniry |
| Fivaditsoratra | 16 vañovona, 17 vovonana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|