|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 nendra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Aretin-koditra sady mamohehatra no mahafaty haingana: mafana, mangotrakotraka izay voany, dia mipoitra hatina mandoaka sy mangirifiry eran' ny tena..
[1.1] 4areti-mifindra ary mamela holatra raha tsy voatsabo. [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5the small-pox.
6See kiria, lavira. 7[swa. 8Ndui.]. [1.2] 9smallpox. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10petite vérole, variole.
[1.54] 11variole. [1.8, 1.13] |
| Ohatra |
12 Araka ny filazan' ireo razambeny avy dia ny nendra no aretina nandripaka fahiny.
[2.472#]
|
| Voambolana | 13 Fahasalamana |
| Tovy hevitra | 14ky, kiria, lavira |
| Kamban-teny rehetra | 15Fikambanana 9 amin' io teny io |
| Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 17 ndrañe, 18 nendra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|