|
|
| | | | |
|
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
| Ohabolana misy ny teny hoe : ebo | |||||||||||||||||||||
| Ohabolana 1 | Ebo miampy lainga : vao mihodina dia mahazo tondro-molotra (henatra). [2.558 #1019] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 2 | Ebo natao tsy mba ventiny. [2.558 #1020] | ||||||||||||||||||||
| Ohabolana 3 | Matin' ny ebo ka ataon' ny alahelo mitokiky. [2.558 #2181]
Matin' ny ebo kely ka ataon' ny alahelo mitakiky. [2.165 #1478] | ||||||||||||||||||||
| Dikanteny frantsay | Ayant, par vanité, dépensé ce qu' il avait, il est plongé dans la pauvreté. [2.165] | ||||||||||||||||||||
| Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
|
|