|
|
|
|

Teny iditra1 mitakiky
Fototeny  2takiky
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4Lany harena, botry: Nitakiky Rakoto taorian' ny nandalovan' ilay rivo-doza.
5Manjoretra sy mitanondrika. [1.1]
Haiendriteny 
6 Ny ankehitriny :
7 Ny lasa :
8 Ny hoavy :
Kamban-teny rehetra  9mitakiky vava
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 mikitika, 12 mitakiky

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02