|
|
|
|
Fikambanana 46 amin' ny teny
harena
Kamban-teny (44)
1
afa-bola amin-karena
2
antenimieram-paritra momba ny toe-karena
3
arakaraka ny zaza maty ny haren-kiala
4
fampivoarana ny toe-karena
5
fanankarena
6
fanankaren-tsirodona
7
fiharian-karena
8
fo milafi-karena
9
hani-bary tsy harena
10
hanin-karena
11
harem-belon-tompo
12
harem-bevava
13
harem-boatondro
14
hare-mila zara
15
harena an-dohariana
16
harena an-tsiraka
17
harena mainty molaly
18
harena tsy maty
19
haren-danim-bazo
20
haren-jazavavy
21
haren-tovonjaka
22
haren-tsy mitombo
23
kambotim-bola aman-karena
24
mampidera harena
25
manambady harena
26
manankarena
27
manao tenin-karena
28
mandidy harena
29
masonkarena
30
milafi-karena
31
mpanan-karena
32
orim-bola amin-karena
33
rantsam-pitsarana manokana momba ny toe-karena
34
rava harena
35
tenin-karena
36
teti-karena
37
toe-karena
38
toe-karena iharan'ny tsy fahampiana
39
toe-karena mangeja
40
toe-karena mifototra amin'ny tsena
41
toe-karena mitodi-doha any ivelany
42
vanja may tsy harena
43
zandrin-karena
44
zokin-karena
Anaram-poko (1)
45
Masonkarena
Anaran-toerana (1)
46
Vinaninkarena