|
|
|
|

Teny iditra1 fo milafi-karena
Singan-teny  2fo, 3milafika, 4harena
Sokajin-teny  5 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  6tsy mitsitsy tena na kely aza amin' ny fihariana, amin' ny fitadiavan-karena; matoky ny harena ananana ka sahy manao na inona inona. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7[lafika, a bed, bedding, harena, wealth.] Used of one who makes riches his chief object in life; lit.
8a heart reposing on riches.. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12