|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 harem-belon-tompo |
| Singan-teny | 2harena, 3velona, 4tompo |
| Sokajin-teny | 5 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
6fananana mbola eo am-pelatanan' ny tompony ka tsy azon' ny mpandova zakaina.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|