|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 masonkarena |
| Singan-teny | 2maso, 3harena |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5Izay lany rehetra tamin' ny nahazoana sy nanamboarana zavatra iray amidy: Tsy azoko amidy efajato ariary io latabatra io satria dimanjato ny masonkarena taminy.
[1.1] 6fitambaran'ny saram-pividianana sy ny saram-panodinana. [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7the cost price; capital used in business.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8prix de revient; capital investi dans une affaire.
[1.8] 9prix de revient. [1.13] |
| Ohatra |
10 Nisondrotra ny masonkarena tamin' ny fanaovam-boky.
[2.356#]
|
| Voambolana | 11 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 13 Masonkarena |
| Singan-teny | 14maso, 15harena |
| Sokajin-teny | 16 anaram-poko |
| Ohatra |
17 Nisy faritra efatra tao amin' ny menabe, dia ny Ombalahifotsy, ny Beminono, ny masonkarena ary ny Dimanjehy.
[2.508]
|
| Voambolana | 18 Haitoetany: firenena, foko |
| Fivaditsoratra | 19 masonkarena, Masonkarena |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|