|
|
|
|
Fikambanana 20 amin' ny teny
fatana
Kamban-teny (18)
1
andevo am-patana
2
atsimom-patana
3
avara-patana
4
fari-patana
5
fatam-by
6
fatam-pera
7
fatana mitsitsy
8
fatan' arina
9
halam-patana
10
halam-patana navelan' ny razana
11
halam-patana navelon' ny razana
12
halam-patan' Andriana
13
latsaka avara-patana
14
sakaizam-patana
15
siram-patana
16
vava fatana
17
vavany ambony amin'ny fatamby anariny
18
zanaka andriana amorom-patana
Anaram-javamaniry (2)
19
menafatana
20
menafatana