|
|
|
|

Teny iditra1 sakaizam-patana
Singan-teny  2sakaiza, 3fatana
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5entina milaza ireo efa zokiolona izay mila hafanana eo amin' ny afo am-patana.
6indraindray koa ilazana ireo tendan-kanina tsy miala eo akaikin' ny fatana miandry ny sakafo. [1.1]
Ohabolana  7 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02