|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 fatana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Toerana fanaovana afo ahandroana sakafo: Tay miala eo amorom-patana / nenibe fa mangatsiaka, hono.
4Toerana fihadiana volamena na fikarohana vatosoa. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5the place where the fire for cooking is made, the hearth; a lime kiln, a brick kiln, a furnace..
[1.2] 6a fireplace; a stove. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7âtre, foyer, fourneau, réchaud.
[1.8] |
| Ohatra |
8 Narehitra natao nafana ny fatana.
[2.245#]
9 hoy ilay zazavavy sady nanatona ny fatana izy. [2.332#] 10 Sady mihinana izy roa lahy no tohofany kitay ny fatana. [1.281#] |
| Kamban-teny rehetra | 11Fikambanana 20 amin' io teny io |
| Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 13Randzavola: fatana ao amin' ny Baiboly (=> trano) |
| Fivaditsoratra | 14 antafa, 15 fanata, 16 fatana, 17 tafana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|