|
|
|
|

Teny iditra1 avara-patana
Singan-teny  2avaratra, 3fatana
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny anglisy  5the place of honour in entertaining a guest; lit.
6north of the hearth.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7La place au nord du foyer.
8C' était la place d' honneur dans la case.. [2.415#2173]
Ohatra  9 Faribolana amin' ny ladina an-tany no ataon' izy mianakavy eo avarapatana: Rangahy ambony akalana, Ramatoa eo ankavanany, tsy alàna am-pofo I Terezy kely ka raha tsy eny amin-dreniny dia mifindra amin' I Katy, na raha tsy izany ifandimbiasan' izy roalahy fahanana. [2.470#]
Voambolana  10 Teny fanajana
Ohabolana  11 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02