|
|
|
|
Fikambanana 10 amin' ny teny
aho
Kamban-teny (10)
1
andeha handoa-danitra aiza aho
2
aza atao mihambo manana anao aho
3
aza maty aho
4
aza maty anie aho
5
hena velona aho nandre izany
6
inona aho no handeha eo
7
manasa tanana amin' izay aho
8
matesa anie aho alohanao
9
raha mihenjan-ko mahazaka ianao, dia mba midiridiry ho amponga kosa aho
10
tsy manan-kasoka amin' izany aho