|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 aza atao mihambo manana anao aho |
| Singan-teny | 2aza, 3atao, 4mihambo, 5manana, 6anao, 7aho |
| Sokajin-teny | 8 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
9teny ataon' ny olona maniry fanampiana amin' ny hafa, ka matoky tanteraka ilay olona itenenany izany izy.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|