Teny iditra |
zakarandahy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Ohatra | Novoleko ahitra ny tokotany fa teo no nijoalajoala ilay zakarandahy lehibe nahafinaritra nanome endrika ny tanàna.
[2.356]
|
Voambolana |
Tsipelina hafa |
|
Teny iditra |
Zakarandahy
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (solon' anarana)
|
Fanazavàna teny frantsay | Samuël Rajaobelison
[1.11]
|
Ohatra | Samuel Rajaobelison - na Zakarandahy eo amin'ny fanoratana, teraka tamin' ny 25 septambra 1915 - dia anisan'ny poety manana ny toetrany manokana: mahay mamorona sy mampisy ny tsy misy ary mampiseho izany amin' ny sary mova tsy ny vita hosodoko;
[2.314]
|
Voambolana |
Tsanganana sy sary iray takila |
|
|