|
|
|
|

Teny iditra1 zakarandaha
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3(Jacaranda acutifolia) hazo vahiny, lehibe sy avo rehefa tena antitra, matroka ny trongany, manao an-tsalohy volomparasy tanora ny voniny sady mivondrona be, ary mipoitra alohan' ny raviny, amin' ny lembalemban' ny faritra tsy tena mafana no tena aniriany ka ny volana Oktobra sy Novambra no mamony be ary ny volana Mey sy Jona no mamoa. [1.62]
Voambolana  4 Haizavamaniry: hazo
Tsipelina hafa  5zakarandà, zakaranda, zakarandahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02