Teny iditra |
vorondreo
|
Singan-teny | vorona ; ireo |
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Vorona salasalany, hafahafa bika, manopy maitso ny volony, izay lasa maitso antitra ea amin' ny volombodiny ary maitso misy tarany mena amin' ny elany; mitaraindraina toa mampalahelo ny feon' ny vorondreo ka heverin' ny maro ho fambara loza ny fandrenesana azy [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Oiseau au cri plaintif [1.54]
|
Ohatra | koa ny vorondreo no hafaro, fa sady mitoreo no milaza.
[2.131]
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaran-toerana |
|
|
Teny iditra |
vorondreo
|
Singan-teny | vorona |
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Betsileo]
(de vorona mis pour
vorina : ce qu'on amasse ; et reo ou
reoreo : vagissements d'un jeune enfant). Nom donné aux diverses herbes parfumées employées en bains de vapeurs lors des accouchements.
[1.196]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
Vorondreo
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany)
|
Voambolana |
Fangi-bolantany | -23.2833333, 43.85
|
|