|
|
|
|

Teny iditra1 ireo
Fototeny  2io
Sokajin-teny  3 mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4Enti-manondro olona na zavatra maro, ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny tondroin' ny fototeny niaviany "io": Ampangino ireo zaza mitomany ireo fa mankarenin-tsofina. [1.1]
Kamban-teny rehetra  5Fikambanana 3 amin' io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  6 Ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra  7 eroy, 8 ireo

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08