|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 vorondreo
Singan-teny  2vorona, 3reo
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Vorona salasalany, hafahafa bika, manopy maitso ny volony, izay lasa maitso antitra ea amin' ny volombodiny ary maitso misy tarany mena amin' ny elany; mitaraindraina toa mampalahelo ny feon' ny vorondreo ka heverin' ny maro ho fambara loza ny fandrenesana azy. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6oiseau au cri plaintif. [1.54]
Ohatra  7 koa ny vorondreo no hafaro,
fa sady mitoreo no milaza.
[2.131]
8 Ny biby no mifanaretsaka ao, ny gidro sy ny namany ary ny voron-dia sy vorondreo. [2.895#]
Voambolana  9 Haibiby: vorona
Ohabolana  10 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)11 vorondreo
Singan-teny  12vorina, 13reo
Sokajin-teny  14 anarana
Fanazavàna teny frantsay  15(de vorona mis pour vorina : ce qu'on amasse ; et reo ou reoreo : vagissements d'un jeune enfant).
16Nom donné aux diverses herbes parfumées employées en bains de vapeurs lors des accouchements.. [Betsileo] [1.196]
Voambolana  17 Haizavamaniry

Teny iditra (3/3)18 Vorondreo
Singan-teny  19vorona
Sokajin-teny  20 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  21 Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  22 Vorondreo, vorondreo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03