|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 vorina |
| Fototeny | 2vory |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Antsoina ho tonga miaraka amin' ny toerana iray: Novorina teo an-tokotanibe ny fokonolona taloha hihaino kabary.
5Angonina: Mahatratra telo arivo ny vola novorina. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6to be gathered, to be collected.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7qu'on ramasse, qu'on réunit.
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 12Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 13 vorina |
| Sokajin-teny | 14 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
15Fangoronana kofehy ho kibory.
16Fionkenana. [1.1] |
| Sampanteny |
|
| Fivaditsoratra | 30 ravino, 31 rivano, 32 varôny, 33 vorina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|