Teny iditra | vahindrorohany (vahy, roroha, -ny) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Iray amin' ireo zavatra telo miforona ho vavonin' ny omby, izay misy volovolo madinika [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Rumen, paunch [of ruminants] [3.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Rumen, panse [des ruminants] [3.1] | |
Voambolana | Haibiby: (amin' ny ankapobeny) | |
Mpanahaka | masontantely ~ vavoninkena ~ vorivorinkena | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny vahindrorohany io | |
Sary | ||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |