|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 masontantely |
| Singan-teny | 2maso, 3tantely |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
5désigne le « gâteau de cire », les alvéoles des abeilles.
6Encore appelé tranontantely. [1.196] |
| Ohatra |
7 Nahita masontantely feno mamy tao anaty hazo boboka hono ireto lalimanga iray tarika, ka avy hatrany dia nivolon-ko tompony ka nitsentsitra teo mandra-pahavokiny.
[2.332#]
|
| Teny iditra (2/3) | 8 masontantely |
| Singan-teny | 9maso, 10tantely |
| Sokajin-teny | 11 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
12iray amin' ireo kitapo telo miforona ho vavonin' omby, izay ahitana kiloadoaka kely betsaka ka mahatonga ny anarany.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
13reticulum.
[3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14réticulum, réseau [de l'estomac des ruminants].
[3.1] 15champ alvéolaire. [1.13] 16le « bonnet », l'une des poches de l'estomac du boeuf. 17Encore appelée vavonikena.. [1.196] |
| Voambolana | 18 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
| Mpanahaka | 19 vahindrorohany, 20 vavoninkena, 21 vorivorinkena |
| Sary |
|
| Teny iditra (3/3) | 22 masontantely |
| Singan-teny | 23maso, 24tantely |
| Sokajin-teny | 25 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
26(de maso : oeil, dans le sens de chose précieuse, et tantely : le miel, plante mellifère).
27Identifiée à Desmodium trifolium par Descheemaeker, Ravi-maitso 1975, p. 2837. 29Probablement une erreur pour Desmodium triflorum DC. 30(Fabaceae) Usages médicinaux. 31Voir aussi masotantely, tranontantely. 32D'après les photos apportées par Descheemaeker, cette plante a été identifiée à : Alysicarpus nummularifolius DC. 33(Fabaceae). 34Sa décoction est administrée en cas de diarrhée douloureuse (kibo manenitra), employée aussi en lotions contre l'inflammation des yeux.. [Betsileo] [1.196] |
| Voambolana | 35 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|