|
|
|
|

Teny iditra1 vavoninkena
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Kitapo fahefatra amin' ny vavonin' ny biby mpandinika (toy ny omby na ondry). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4abomasum. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  5abomasum, caillette [de l'estomac des ruminants]. [3.1]
Voambolana  6 Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Mpanahaka  7 masontantely, 8 vahindrorohany, 9 vorivorinkena
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12