|
|
|
|

Teny iditra1 roroha
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Karazana kitapo anangonan' ny biby mandinika sasantsasany, toy ny omby, ny ahitra raotiny eny antsaha, ka rehefa mipetraka milamina izy, dia ampiakariny avy ao indray ireo ahitra ireo mba hitsakoany azy tsara. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4la panse des animaux ruminants. [1.3]
Ohatra  5 Ary ny roroha ny sy havokavoka sy ny aty ny, sasahina: [2.48]
Voambolana  6 Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Kamban-teny rehetra  7Fikambanana 7 amin' io teny io
Ohabolana  8 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02