Teny iditra | tsimbotry | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Anarana omena ny valala adrisa mbola kely ka tsy tonga elatra fa mandady sy mitsipitsipika fotsiny amin' ny tany [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | The adrisa grasshopper before it has its wings [3.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | La sauterelle adrisa quand elle n'a pas encore ses ailes [3.1] | |
Ohatra | Tsy tsimbotry aman'adrisa ka ho samborin'izay manan-tanana rehetra fa valala avy lavitra ny havanao ka mifidy taon-kihaviana [2.131] | |
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | |
Renianarana | ||
Anarana iray reny | ||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny tsimbotry io | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/26 |