Teny iditra | tsatsika | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fitonoana hena eo ambony afo, ka atao amin' izao na amin' ny salazam-by [1.1] | |||||||||||||||
Fomba iray fanomanana sakafo [1.13] | ||||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Grillade [1.13] | |||||||||||||||
Voambolana | Toe-karena: hanina | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Fivaditsoratra | tsatsaky, tsatsika |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |