|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manatsatsika |
| Fototeny | 2tsatsika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Mitono hena amin' ny salazam-by na mivantana amin' izao eo ambony afo.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5faire griller, brocher.
[1.13] |
| Ohatra |
6 manatsatsika hena izy, ka dia voky
[2.996]
|
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 11 Toe-karena: hanina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|